Actualités

Ankazoabo Atsimo Miverina ny asan-dahalo


  • Alakamisy 19 Novambra 2015

Olona roa no naratra notifirin’ny dahalo ny talata teo. Nandroaka sarety hamonjy tsena izy ireo no notafihin’ny dahalo teny an-dalana.

 

 Sady tsy naka ny ombin-tsarety no tsy nanendaka ireo dahalo taorian’ny fanafihana, fa lasa fotsiny. Diso olona nokendrena hotafihina ve izy ireo sa faly ny hanao herisetra fotsiny ? Tsy nisy tratra moa izy ireo. Ny fantatra dia vanim-potoana mampirongatra ny asan-dahalo any amin’ny Distrikan’Ankazoabo Atsimo iny ny volana novambra sy desambra alohan’ny fetin’ny faran’ny taona sy rehefa volana jona akaikin’ny fetim-pirenena na misy na tsy misy ny “Opération Fahalemana”.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT