Actualités

Andron’ny Zandarimaria Niavaka ny fankalazana tao Mahajanga


  • Zoma 03 Aprily 2015

Tamin’ny alalan’ny diabe namakivaky ny tanŕnan’i Mahajanga no nentina nanamarihana ny Andron’ny zandarimariam-pirenena ny 02 Aprily 1962.

Nandraisan’ny zandary Malagasy ny fibaikoana voalohany tamin’ny alalan’ny kolonely Ratsimandrava Richard. Niavaka tamin’ny fankalazana manerana ny nosy ny tao Mahajanga satria dia nomena vahana ny olona tsotra hahalala ny tena andraikitry ny zandary eo am-panatanterahana ny asany. Afaka nivezivezy ny tobin’ny zandary avokoa ny rehetra omaly mba hiverenan’ny fitokisan’ny vahoaka ny mpitandro ny filaminana. Nisy koa ny fiaraha-mivavaka ary nofaranana tamin’ny varavarana misokatra sy ny hetsika ara-panatanjahantena ny fankalazana io.

 

Tolin

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT