Actualités

Analakely Tsy tratra amin’ny 26 jona ilay Lapan’ny tanŕna


  • Alakamisy 24 Jona 2010


«N’inona n’inona atao tsy ho tratra amin’ny 26 jona izany ity asa ity. Na ny fanaovana ny pitsopitsony farany na ny «finition» aza tsy manomboka akory». Izay no nambaran’ireo mpiasa manao ity Lapan’ny tanànan’Antananarivo ity omaly raha nanontaniana. Araka ny nambaran’izy ireo moa dia anisan’ny antony nahatara ny asa ny fiatoana ny famatsiana ara-bola tokony hanaovana ny asa.

Nilaza mantsy ireo mpiasa fa nisy fotoana niato izany satria tsy nanome na tara ny fanomezana avy amin’ny ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana izay miantoka ny vola hanaovana ity fotodrafitrasa ity. Taorian’ilay notenenin’ny filohan’ny FAT fa tsy maintsy hotokanana amin’ny 26 jona ity Lapan’ny tànana ity vao nivoaka be indray ny vola, hoy ihany ireo mpiasa. Aiza izany izao, lasan-ko vavany avokoa !
 
Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT