Actualités

Analakely Polisy vavy mampikolay


  • Alatsinainy 14 Septambra 2015

Betsaka no velon-taraina amin’ny afitsoky ny polisy sasantsasany napetraka handrindra fifamoivoizana eto an-drenivohitra.

 

 Fa anisan’ny mampikolay ny mpamily sy mpitondra moto, ary lasa resabe amin’ny tabajotran-tserasera facebook ny afitsok’ireo polisy vavy sasantsasany eo Analakely, fa «manotra» no tena lahasany raha ny fitarainana re. Tranga izay mandoto ny mpitandro ny filaminana amin’ny ankapobeny raha tsy andraisana fepetra.

Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT