Actualités

Ampitabepoaky - Tsiroanomandidy Hisy fanorenana foibe famokarana herinaratra


  • Zoma 11 Septambra 2015

Notanterahina omaly tany Ampitabepoaky, 10 km miala an’i Tsiroanomandidy ny lanonana fametrahana ny vatofototry ny fanorenana Foibe famokarana herinaratra vaovao mandeha amin’ny herin’ny rano.

 

 Handaniam-bola eo amin’ny 14 miliara Ariary izy io, ary afaka mamatsy jiro an’i Tsiroanomandidy sy ireo tanàna manodidina azy rehefa vita. Mifarimbona amin’ny fanorenana azy ny Henri Fraise Fils et Compagnie sy ny ADER izay sampana miankina amin’ny fanjakana misahana ny famatsian-jiro ny eny ambanivolo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT