Actualités

Amical des Cadres du MEN Manameloka ny tsindry hazo lena mahazo azy


  • Alatsinainy 15 Jona 2015

Manambara ny mpikambana ao amin’ny « Amical des Cadres du MEN » voan’ny antsojay mafy tamin’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ankehitriny toy ny famindran-toerana tsy misy fierana,

 

 

 fizahozahoana arak’asa ataon’ireo mpiara-miasa aminy  vaovao, tsindry hazo lena, fanavakavahana ara-piaviana, fiavonavonana, tsy fahaiza miasa, didiko fe-lehibe, fanamparam-pahefana amin’ny mpiasa madinika, ka manamafy etoana fa saro-piaro amin’ny tsy maintsy hanajan’izy ireo ny lalàmpanorenana. Ary dia manameloka  ny herisetra atao amin’ny  Malagasy,  indrindra fa amin’ny Solombavambahoaka. Manameloka ny tsindry hazo lena ataon’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena amin’ny  « Cadre du MEN » amin’izao fotoana izao”. Noho izany dia manohana tsy misy fepetra ny fehin-kevitra naroson’ireo Solombavambahoaka 121 amin’ny fialan’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina izahay.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT