Actualités

Ambohimamory Mpamaky trano tratran’ny andrimasom-pokonolona


  • Alakamisy 02 Aprily 2015

Jiolahy 3 no tratran’ny andrimasom-pokonolona omaly maraina tamin’ny 2 ora30 teny Ambohimamory Ampitatafika.

 Rehefa nosakanana izy ireo dia nilaza fa avy niandry faty. Nahitana fitaovana toy ny bar à pince sy antsy anefa tany aminy ary tsy nanana kara-panondro ny roa. Vaky ihany ny nafenina fa avy namaky trano teny Ankaditany ry zalahy ary ndeha hody any Itaosy no izao tratra izao. Nikasa hitsoaka mantsy izy ireo ka notazonina sy nalaina am-bavany.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT