Actualités

Ambohidrapeto Itaosy Mpiambina iray maty tao amin’ny trano nambenany


  • Alakamisy 09 Aprily 2015

Lehilahy mpiambina iray manodidina ny 40 taona no hita maty tao amin’ny trano nambenany tao amin’ny Fokontany Namehana Antsahamasina, kaominina Ambohidrapeto omaly alarobia antoandro tokony ho tamin’ny 10 ora.

Efa tamin’ny alahady io mpiambina io no tsy hita, raha araka ny vaovao azo. Omaly maraina, trano nihidy cadenat avy aty ivelany no hitan’ny mpitandro ny filaminana.  Rehefa notsikilovina izany dia hita tao ny tongony ka voatery novakiana ny trano. Efa vatana mangatsiaka niampatra feno ra anefa no hita tao ary nahitana goaka ihany koa ny lohany. Raha ny vaovao azo hatrany moa dia any am-pitandranomasina ny tompon’ity trano ity ary efa ela no nanakaramany io mpiambina namoy ny ainy io.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT