Actualités

Amboasary Atsimo Nanjavona am-pitoerana ny tafon’ny tsena vao namboarina


  • Alarobia 11 Novambra 2015

Vola an-jatony tapitrisa no lany tamin’ny nanamboarana ny tsena iraisan’ny kaominina naorina tao Amboasary Atsimo.

 

 Roa taona lasa izay, septambra 2013, dia mitafo avokoa ny fotodrafitrasa naorina tao. Roa taona aty aoriana, nanjavona avokoa ny ankamaroan’ny tafon-trano. Distrika tsy mba ahenoana rivodoza mandalo anefa iny Amboasary Atsimo iny. Nankaiza avokoa ny tafon’ny tsena, tsena izay tsy mbola nampiasaina akory ? Izao ve no atao hoe : Fitondrana tsara tantana ? Sa izao no tonga amin’ny hoe ny vola misy fa ny handaniana azy no tsy fantatra ?

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT