Actualités

Ambatomaro Fianakaviana maro no ho very asa


  • Talata 24 Martsa 2015

Mety hiato tanteraka ny fanapoahana vato eny Ambatomaro, noho izy tombanana ho fototry ny fikisahan'ny vato eny an-toerana

 

 



. Manaiky ny tsy hanapoahana vato rehefa fahavaratra ny mpamaky vato eny an-toerana saingy manda marindrano ny fampiatoana ny fanapoahana vato eny an-toerana, satria raha izay no mitranga dia fianakaviana am-polony maro no ho very asa tanteraka eny an-toerana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT