Actualités

Alatsinain’ny paska Hilalalala be Antsahamanitra


  • Talata 31 Martsa 2015

Herinandro aty aloha, dia milaza ny fahamatoran’ny fanomanana ny Alatsinain’ny Paska M’lalalala be karakarainy ny “Association Miray Dia” hitambaran’ireo mpikarakara hetsika samihafa, na dia ny asa fanaovantsoa aza no tena manavanana azy amin’ny ankapobeny

 

 Efa vonona tanteraka ihany koa ary eo am-pamerenana faramparany ny ho haseho ireo mpanankanto samihafa toa an-dry vaiavy Chila, Jior shy, Odyai, Onja na ny tarika THT hanao guest ihany koa.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT