Actualités

Akanin-dry Masera ao Amparafaravola Mamolavola ankizy vavy hiatrika fiainana


  • Alatsinainy 06 Febroary 2017

Ireo solafaka teo amin’ny fiainana sy ny zanaky ny sahirana ara-pivelomana no raisin-dry Masera ao amin’ilay Akany ka omena fampiofanana toy ny zaitra.

Saika manerana ny Faritra Alaotra Mangoro ireo ankizivavy tonga ao amin’ity Akanin-dry Masera Amparafaravola ity. Tsy vitan’ny hoe : miofana fotsiny izy ireo fa mamokatra ihany koa mba hahazoana vola. Nambara i Masera Aurélie izay tompon’andraikitry ny Akany fa ny mampalahelo matetika rehefa mahavita fiofanana ilay ankizivavy ka miverina any amin’ny Ray aman-dreniny dia lasa mipetraka fotsiny satria tsy manana milina hampiasaina noho izy ireo sahirana. Eo indrindra no hitaomana ireo Malala-tanana mba hijery sy hifanampy amin’izy ireo amin’ny fikolokoloana ny ankizivavy any amin’iny Faritra Alaotra iny, hoy izy.

 Niry A.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT