Actualités

Ady amin’ny herisetra ara-nofo amin’ny ankizy 900.000 euros no ho laniana ao anatin’ny 3 taona


  • Alakamisy 01 Jona 2017

Nampahafantra tetsy amin’ny Alliance française Andavamamba omaly ny fomba fiadin’ireo fokontany miisa 9, izay saika manodidina an’iny 67ha iny ny ankamaroany, hiadiana amin’ny herisetra ara-nofo na fanararaotana ara-nofo mamoafady misy takalony atao amin’ny ankizy.

 Tomponandraikitra eny anivon’ireto fokontany eto Antananarivo ireto moa no nomena fiofanana talohan’izao ary ny  ECPAT France eto Madagasikara (End Child Prostitution, child pornography And Trafficking of children for sexual purposes) izay fikambanana iraisam-pirenena miady amin’izany no tompon’antoka tamin’ny famitsiana. Nilaza ny tomponandraikitra voalohan’ity fikambanana ity, Olga Baotista Costa, fa afaka mitondra fanovàna mahomby eny anivon’ny fokontany misy azy, ireo tomponandraikitra eny ifotony, hisorohana ny herisetra ara-nofo atao amin’ny ankizy tsy ampy taona. Mitentina 900.000 Euro moa no famatsiam-bola hiadiana amin’ity herisetra ity ao anatin’ny 3 taona.

Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT