Actualités

Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Mampiantrano atrikasa iraisam-pirenena i Madagasikara


  • Alarobia 09 Septambra 2015

Mba hahafahana manatevina hatrany ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao, indrindra fa ho an’i Madagasikara dia mampiantrano atrikasa fiaraha-mientana iraisam-pirenena momba izany isika, haharitra dimy andro etsy amin’ny Carlton

Ny minisiteran’ny tontolo iainana no mikarakara izany handrafetana drafitra ho an’ny firenena tsirairay avy manoloana ny ady atao amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro. Sahan’asa dimy lehibe no dinihina ao anatin’izany saingy anisan’ny laharam-pahamehana ny fitiliana ny rivodoza ho antsika eto Madagasikara raha mbola olana ny mikasika ireo aretina ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT