Actualités

Ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko ireo harem-pirenena Mpiasan’ny fadin-tseranana, polisy am-polony no miatrika fiofanana


  • Alarobia 11 Martsa 2015

Mpiasan’ny fadin-tseranana miampy polisy sy tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny am-polony no miatrika fiofanana momba ny fanaraha-maso ifotony amin’ireo karazan’entana sy harem-pirenena mivoaka sy miditra eto amintsika nanomboka omaly. Haharitra efatra andro izany, hiarahana amina m piasan’ny fadin-tseranana iray avy any Londres izay efa be traikefa tokoa

 

Mpiasan’ny fadin-tseranana  miampy polisy sy  tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny  am-polony no miatrika fiofanana momba ny fanaraha-maso ifotony amin’ireo karazan’entana sy harem-pirenena mivoaka sy miditra eto amintsika nanomboka omaly. Haharitra efatra andro izany,  hiarahana amina m piasan’ny fadin-tseranana iray avy any Londres  izay efa be traikefa tokoa. Ny Alliance Voahary Gasy no mikarakara ny fiofanana hahafahana miady amin’ny fanondranana ireo harem-pirenena an-tsokosoko toy ireo karazam-biby izay efa  tratra teny amin’ny seranam-piamanidina Ivato, ny volamena…Tafiditra ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenen a iadian a amin’ny fanondranana ireo zava-b oahary tokony arovana izany raha araka ny fanazavan-dRandriamahady François, talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny fizahantany. Na izany aza dia nambaran-dRabesianaka Sahondra, tompon’andraikitry ny CITES eto Madagasikara fa matoa misy ny gaboraraka tahaka ireny dia noho ny fanovaovana matetika ny tompon’andraikitry ny sisin-tany sy noho ny tsy fahampian’ny fampitam-baovao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT