- Alarobia 24 Mey 2023
Toekarena.ITM 2023 Mpitsidika 150 000 no andrasana
Hotanterahina ny 15 ka hatramin’ny 18 Jona ho avy izao eny amin’ny CCI Ivato ilay Salon international du tourisme karakarain’ny Ministeran’ny Fizahan-tany sy ny Ofisy nasionaly misahana ny Fizahan-tany (ONTM).
Hamaky ny tohiny
