• Zoma 26 Mey 2023
Toekarena.Lalàna momba ny famatsiam-bola Ohatra tsara azo alain-tahaka ireo firenena miteny Anglisy

Tamin’ireo toerana rehetra nalehako, raha tsy diso aho, hoy ny mpandraharaha ara-bola, Arizaka Rakoto,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Toekarena.Fiarovana ny sehatry ny fandraharahana ara-bola

Andraikitra iaraha-manana, hoy i Arizaka Rakoto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Toekarena.Siteny Randrianasoloniaiko «Ity no fitondrana tena namotika ny lavanila…»

Nanantena isika mba ho 3 tapitrisa Ariary no vidin’ny lavanila, hoy ny depiote Siteny Randrianasoloniaiko tany Ampanefena – Vohemar, ao anatin’ny faritra SAVA omaly. Amin’izao fotoana izao, hoy izy, ohatrinona?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Toekarena.Fampiroboroboana ny indostria Hamoaka tondrozotra ny Fanjakana sy ny tsy miankina

Tanterahina eny amin’ny Novotel Ivandry ny 24-26 may ny “Journées de programmation industrielle » eo iarahan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Toekarena.Fampiasam-bola maharitra ho an’ny taranaka «Tsy misy vahaolana afa-tsy ny fampianarana hitsinjo lavitra»

Ny 17 may teo, nandritry ny filankevitry ny minisitra moa no nankatoavina ny tetikasa fanontana vola volamena 50 ariary izay naroson’ny filankevim-pitantanan’ny BFM na banky foiben’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Toekarena.Fisintonana mpizahatany 1 tapitrisa no tanjona hatramin’ny 2028

Mpizahantany 50 447 no efa tonga teto Madagasikara tao anatin’ny 4 volana voalohan’ity taona 2023 ity raha ny tatitry ny Minisiteran’ny fizahantany.

Hamaky ny tohiny
FTT