Toekarena

Banky sy MVola Lasa 0 Ariary ny saran’ny fifanakalozam-bola


  • Zoma 02 Jona 2023

Nanomboka omaly 1 jona 2023 dia lasa 0 Ariary ny saran’ny fifanakalozam-bola eo anivon’ireo banky sy ny MVola na

ilay tolotra fikirakirana vola amin’ny alalan’ny tambazotram-pifandraisan-davitra Telma. Araka ny fampitam-baovao voaray dia itovizana izany na amin’ny fampiasana ilay tolotra hoe «Bank to MVola» na koa «MVola to Bank» ho an’ireo mpanjifa manokana. Mihena 1% ihany koa ny saran’izany ho an’ireo mpanjifa nandoa nihoatran’ny 2,5% nihoatra ny sarany tany aloha. Ho an’ireo orinasa sy mpanjinjara maro moa dia misy koa ny fihenam-bidy hatramin’ny 60% ary tokana ihany ny sarany alohan’izy ireo ho an’ireo tolotra miisa 2 voalaza teo, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT