• Alakamisy 25 Aprily 2024
Fanatsarana ny fampidiran-ketra. «Ny fanisana voahaja manaraka ny fitsipika no fototra iaingana»

miainga any amin’ny fanisana na «comptabilité» ny fanatsarana ny fampidiran-ketra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
EKIPAN’NY ODOF. Maka traikefa any Maroc

Nifanakalo traikefa tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny any Maroc ny ekipan’ny ODOF.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
LOKA PIERRE CASTEL - EDISIONA 2024. Mbola mitohy ny fisoratana anarana

Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin’ny loka Pierre Castel. Hifarana ny 24 aprily ho avy izao ny andiany amin’ity 2024 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aprily 2024
Madagasikara. Tara 100 taona amin'ny resaka fampandrosoana

Tena mampieritreritra lalina ny tenin'ny mpitandrina tao amina fiangonana iray ny alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
Fitantanana ankapoben’ny hetra. «Sahirana ireo orinasam-panjakana lehibe»

1400 miliara Ariary eo, ankoatran’izay efa nampidirina anaty kitapom-bolam-panjakana, ny hetra tsy tafiditra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
Fampidiran-ketra eto Madagasikara. «Orinasa miisa 9 tamin’ireo an-tapitrisa ihany no natao ATD»

Niresaka tamin’ny sehatra tsy miankina foana ny fitantanana ankapoben’ny hetra na DGI,

Hamaky ny tohiny
FTT