Voly fanondrana

Nisokatra ny taom-piotazana lavanila maitso


  • Zoma 31 Mey 2024

Nisokatra ny taom-piotazana lavanila maintso any amin’ny Faritra DIANA.

Nosantarina tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Ambohimena, distrikan’ Ambanja ny fotoam-piotazana ny Sabotsy 25 Mey lasa teo. Efa nisy sahady ireo orinasa mpanondrana entana mankany ivelany nividy izany lavanila maintso izany. Tamin’ny vidiny 55. 000Ar sy tambim-pankasitrahana BIO 16. 250 Ar isaky ny kg no nandraisan’ny Biolandes ny vokatry ny tantsaha. Efa hita manomboka tonga tsikelikely ao Ambanja ireo mpividy vokatra avy any amin'ny faritra hafa amin'izao fotoana izao hanjifa sy hividy ny vokatra any an-toerana amin'ny kalitao tsara izay hananany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT