• Zoma 10 Janoary 2025
Fanatsarana ny famatsian-drano eto Iarivo. Mitosaka ny fampanantenana, mihisatra ny vokatra

Nankatoavan’ ny filankevitry ny Ministra ny alarobia teo ny fampitana am-bava momba ny fanatsarana ny famatsiana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Tandrametaka sy fampitoniana saim-bahoaka. Hahena ny vidim-bary afarana ! Afaka iray volana sy tapany…

Nampanantena indray ingahy Filoha Andry Rajoelina fa afaka iray volana na iray volana sy tapany dia ezahana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
LA REUNION KELY ETSY AMPEFILOHA. Mararin’ny fofona sy ny hafanambe ny ankizy madinika

Mararin’ny fofona sy ny hafanambe ny ankamaroan’ireo ankizy madinika sy zokiolona monina etsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2025
Nampiaka-peo ny SEMPAMA. « Melohina ny nanerena ireo mpampianatra nampandany IRMAR »

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Sendikan’ny Mpampianatra Manerana ny Nosy na SEMPAMA

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2025
VIDIM-BARY ENY AN-TSENA. Niakatra 20% hatramin’ny volana desambra

Niakatra 20% hatramin’ny volana Desambra taona 2024 no mankaty ny vidim-bary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2025
Kilaom-bary ao Fianarantsoa. Efa tafiakatra 4000 Ariary ny eny am-potony

Efa tafiakatra 4000 Ariary ny eny am-potony amin’ny kilaom-bary ao Fianarantsoa,

Hamaky ny tohiny
FTT