• Alatsinainy 20 Janoary 2025
Fanompana vahoaka. ‘‘Tsy mahantra izany i Madagasikara satria misy « embouteillages» ’’

Lalina loatra ny elanelana misy eo amin’ny mpitondra sy entina, ka zary raisin’ny mpitondra ho ny tenany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
SMKAR, Sendikan’ny mpiasan’ny CUA. Mpiantso ny rehetra mba hifanohana aminy

Hanokatra ny fankalazana ny faha-10 taonany ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2025
Fidangan’ny vidim-piainana. Tsy vitsy ireo tokantrano efa mizatra tsy mihinam-bary

Ankoatran’ny hoe tsy mihinana in-3 isan’andro intsony dia efa tsy vitsy koa ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Janoary 2025
FANAMPIANA ARA-BOLA ZARAIN’NY FID. Amin’ny 12 ora alina dia efa misy lahatra ireo zokiolona

Tena sahirana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Tsy nijanona teto an-drenivohitra ihany ilay fidodododoana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Janoary 2025
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO. Nanolotra vary 2.422 taonina ny governemanta Japoney

Vary mitentim-bidy 300 tapitrisa Yen any ho any izay hampiasaina amin'ny fanohanana ny tsena misy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2025
Fahavitan-tena ara-bary. Resabe fotsiny hatreto, very am-polo taonany isika

Eo amin’ny 9,5% ny fiakarana eo amin’ny tontolon’ny fambolena andrandrain’ny Fanjakana Malagasy

Hamaky ny tohiny
FTT