• Alarobia 16 Oktobra 2024
VEHIVAVY TANTSAHA ETO AMINTSIKA. Mbola betsaka ireo olana sedrainy

Tantsaha miaina eny anivon’ny tontolo ambanivohitra avokoa ny 70%-n’ny mponina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Oktobra 2024
Fidangan’ny vidim-piainana. Tsy ampy hamidy laokan’ny ankohonana iray ny 10 000Ar…

Tsy misy izay tsy mikolay ny isan-tokantrano ny amin’ny hamaivanan’ny sandam-bolantsika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Oktobra 2024
ANKIZY VOATERY MIASA ASA. Efa mahatratra 2 tapitrisa mahery eto Madagasikara

Efa mahatratra 2 tapitrisa mahery ny isan’ireo ankizy latsaky ny 18 taona miditra eo amin’ny sehatry ny asa eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2024
FAMBOLENA AGRO-EKOLOJIKA. Tany 1000 ha no efa rakotra azy any amin’ny Faritra Anosy

Teknikam-pambolena mety sy mifanaraka amin’ny toetr’andro rehetra misy ny Agro-ekolijika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Oktobra 2024
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ANY ATSIMO. Nifanome tanana ny FOFIFA sy ny AFAFI SUD

Manjaka sy mahazo vahana tanteraka ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ireo mponina any amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2024
Famahana ny olam-bahoaka ankehitriny. Hoentin’ny Fanjakana amin’ny kivonjivonjy tavan’andro sisa

Fihemorana fa tsy fandrosoana no hita eto Antananarivo, ary miseho amin’ny endriny maro.

Hamaky ny tohiny
FTT