• Talata 08 Aogositra 2023
Sosialy.KAOMININA AMBOHIDRAPETO Mandoa 10.000 Ar izay tratra manary fako eny an-dalana

Hentitra ny fitandroana ny fahadiovana ho an’ny kaominina Ambohidrapeto, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Sosialy.ONG Omena «Miaina herisetra ara-tsaina ny 80%-n’ny ankizy»

Mitohy hatrany ny sampan-draharaha tsy miankina na ONG Omena amin’ny ady amin’ny atao hoe herisetra ara-tsaina. Navoaka tetsy amin’ny Radisson blu

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Sosialy.Fitrosana noho ny vidim-piainana Mampiady mpivady maro rehefa faran’ny volana

Tsy mijanona eo amin’ny fahasahiranana fotsiny ihany fa miteraka olana goavana eny anivon’ny fiarahamonina ny fidangan’ny vidim-piainana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2023
Sosialy.Entona fandrehitra Nisy fidinany ny Vitogaz

Voamarin’ny ekipan’ny DPC na Foibem-pitondrana misahana ny fiarovana ny mpanjifa omaly fa nisy fidinany ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Sosialy.Afera maro momba ny tahiry ara-tsosialy

Miandry ny GEM hitsangana mpiasan’ny CNaPS

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Sosialy.Anosy manoloana ny RNM Miala manomboka anio ireo mpivarotra tsy manana trano

Manodidina ny 80 isa eo ho eo raha kely ireo mpivarotra amoron-dalana etsy akaikin’ny Radio nasionaly Malagasy etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT