• Alarobia 26 Jolay 2023
Sosialy.TADY na “Tantsoroka ho an'ny diaspora”

Hitondra fanohanana 7 tapitrisa euros ny Frantsay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Sosialy.Vitrine du Vakinankaratra Hiditra amin’ny andiany faha-25

Raikitra ary ho tontosaina ao Antsirabe indray ny « Vitrine du Vakinakaratra », andiany faha-25 amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Sosialy.Angovo sy fambolem-bary Hanome tohana 366 miliara Ar ny AFD

Notanterahina omaly 24 jolay 2023 ny fanaovan-tsonia fifanarahana ara-bola telo sosona eo amin’ny Governemanta malagasy sy ny Governemanta frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Sosialy.Mponina eny Analamahitsy cité « 40.000 Ar isaky ny m² no vidin’ny tany zakanay »

Nitaraina mafy ary niantso ny mpitantana ny kaominina Antananarivo renivohitra mba hijery ny fahasahiranan’izy ireo ireo mponina ao Analamahitsy Cite,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Sosialy.Bezeky, Morondava Manomboka ny fanamboarana trano 500 isa

Manomboka ny asa fanamboarana ny trano fonenana ho ana fianakaviana manodidina ny 500 isa ao Bezeky, Morondava,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Sosialy.Ministeran’ny fitsarana sy ny OIF Hanome kopia mari-pahaterahana ho an’ny ankizy miisa 6000

Mbola betsaka ireo ankizy tsy manana kopia mari-pahaterahana eto amintsika indrindra fa ireo monina any ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT