• Alatsinainy 03 Mey 2021
Politique.Rolly Mercia sy Vonison Andrianjato Tsy hamelan’ny Fanjakana hatramin’ny farany

Tokony ho ao anatin’ny fifanajana ny asa fanaovan-gazety, ary ny zavatra marina no ambara, hoy I Andry Rajoelina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Mey 2021
Politique.Andry Rajoelina “Olona voafantina no hatao vaksiny fa tsy ny rehetra”

Amin’ny 07 mey no ho tonga ny vaksiny andiany voalohany. Efa nisy karazana vaksiny tapaka niarahana tamin’ny Akademiam-pirenena momba ny fitsaboana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2021
Politique.Maitre Olala “Manomboka tsapan’ny mpitondra fa ilaina ny mpanohitra”

Manomboka mahatsiaro tena ny mpitondra ankehitriny fa ilaina tokoa ny mpanohitra, hoy ny mpahay lalana, Willy Razafinjatovo na Olala,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2021
Politique.Difotry ny zava-misy ny Fanjakana Kitsapatsapa no hitantanana firenena

Mandroso mihemotra! Io no fomba fiasa mampiavaka ny Fitondrana ankehitriny, izay tena difotry ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aprily 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Lasa fitaovana fanapenam-bava ny fahamehana”

Nomelohin’i Marc Ravalomanana sy ny RMDM tarihiny ny “décision interministérielle” nivoaka ny 22 aprily 2021

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aprily 2021
Politique.Rina Randriamasinoro “Tokony handinin-tena ny Filoham-pirenena”

Ato anatin’ny hamehana ara-pahasalamana, dia hatsahatra ny fanakorontanana amin’ny endriny rehetra sy maro samihafa,

Hamaky ny tohiny
FTT