• Alakamisy 02 Septambra 2021
Politique.Raharaha “Apollo 21” Vita ny “Enquête au fond”

Nanao tatitra fohy momba ny fivoaran’ny “Apollo 21” na ilay raharaha voalaza fa nisiana fikasana hamono ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina ny Tonia mpampanoa lalàna ambony Rtoa Berthine Razafiarivony omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2021
Politique.Fikirakirana ny volam-panjakana Tsy voatendry hatramin’izao ny Tale Jeneralin’ny « Trésor »

Tapa-bolana teo izay no nandraisana fanapahan-kevitra tao anatin’ny Filankevitry ny minisitran nanesorana tamin’ny toerany ny Tale Jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2021
Politique.Antoko politika ATM “Tokony haverina ny bileta an’olon-tokana”

Ho tanterahana any Toliara ny volana oktobra 2022 ny kongresin’ny Antoko politika Avotse Tanendraza Madagasikara na ATM sy ny fankalazana ny 5 taona nijoroany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Politique.Filankevitra Monisipaly “Tsy azo ekena ny taxi moto”

Mazava ny resaka, isan’ireo lahadinika 4 nodinihina tamin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny mpanolontsaina monisipaly ny mahakasika ny “taxi-moto”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Politique.Fanirisoa Ernaivo “Nataon’i Macron maivoka i Rajoelina”

Rehefa tsy hanao tatitra Andriamatoa Andry Rajoelina dia indro ary ny famintinana ny fihaonana tamin'ny Filoha Macron : Tena mafy ny nahazo an'i Rajoelina tao amin’ny Elysée, hoy Rtoa Faniry Ernaivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Politique.Paikady fandaminana Miresaka amin’ny mpitarika sendika ny minisitra sasany

Noraisin'ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka tao amin'ny biraony ny solotenan'ny Biraon'ny SYNPA na "SYNdicat du Personnel Administratif" notarihan'ny Filohany omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT