• Alarobia 01 Septambra 2021
Politique.Antoko TIM Mahajanga Nanao hetsika « Permis de conduire »

Maro ny tanora tsy an'asa amin'izao fotoana izao ary tsy mahafantatra mihitsy ny tena hoaviny. Mba hialana amin'ny rendrarendra sy fifohana sy fisotroana zava-mahadomelina dia nanao ezaka ny antoko Tiako i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Efa niongana io fitondrana io raha ratsy saina ny TIM”

Toy ny antoko politika rehetra ny Tiako I Madagasikara, hoy ny depiote voafidy teny amin’ny boriboritany fahadimy, Fetra Ralambozafimbololona,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aogositra 2021
Politique.Hetsiky RMDM tany Frantsa “Miala Rajoelina sy forongony”

Notanterahin’ireo Diaspora RMDM any Frantsa nahitana ny avy any Marseille, Montpellier, Toulouse, Bordeaux, Tours, Rennes, Bretagne,...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aogositra 2021
Politique.Fifidianana 2023 Manao pi-maso amin'ny Diaspora i Rajoelina

Namory olona tao Frantsa ny Filoha Andry Rajoelina ny sabotsy lasa teo. Nandritra io no niresahany ny antony nihaonany tamin’ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Politique.Fiainam-pirenena Nosaronana fampanantenana ireo izay tsy vita

Kabary sy fampanantenana. Izay ihany aloha no vokatra mba hita nisongadina tamin’ny dian’ny Filoha tany Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Politique.HETSIKA FANAVOTAM-PIRENENA « Miala ny filoha Andry Rajoelina »

Maty tanteraka ny demokrasia eto amintsika, hataon’ny sasany tantely afa-drakotra ny harem-pirenena, tsy misy azo antenaina intsony ny firenentsika.

Hamaky ny tohiny
FTT