Politique

Vondrona parlemantera TIM Fetra Ralambozafimbololona no filoha vaovao


  • Alakamisy 04 Novambra 2021

Nivory tao amin'ny lapan'ny antenimieram-pirenena etsy Tsimbazaza ireo solombavambahoaka lany tamin'ny antoko politika Tiako I Madagasikara omaly.

Voafidy ho filohan'ny vondrona parlemantera TIM ny solombavambahoaka voafidy tao amin'ny boriborintany fahadimy, Ralambozafimbololona Fetra na depiote Fetra. Miisa 7 ireo solombavambahoaka nifidy azy ho eo amin’izany toerana izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Ity depiote ity indray, araka izany, no hitarika izay vondrona parlemantera TIM ao amin’ny antenimieram-pirenena izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT