Politique

Andry Rajoelina “Fotoana hanitsiana izay lesoka izao”


  • Alarobia 12 Janoary 2022

Amin'izao fiatombohan'ny taona 2022 izao, hoy ny fampitam-baovaon’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, omaly dia tonga niarahaba ahy ireo Governoram-paritra miisa 23.

 Nohamafisiko tamin'izy ireo, hoy izy, fa taonan'ny fanantanterahana ny vina sy ny velirano ity taona 2022 ity ary misahana andraikitra lehibe amin'izany ny Governora. Betsaka ny ezaka efa vita. Mbola maro koa ny asa tsy maintsy tohizana sy ho tanterahana ka mitaky fanatsarana sy fanafainganana ny fomba fiasa izany. Fotoana izao hitondrana vahaolana sy hanitsiana izay lesoka. Ny vokatra na ny "résultat" ihany no andrasan'ny vahoaka amintsika. Koa tsy afaka mitavozavoza isika satria miandry antsika ny vahoaka Malagasy ary ny fampandrosoana entina dia tsy maintsy mipaka eny amin'ireo faritra sy distrika rehetra manerana ny Nosy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
Legende: Ny fihaonana teo amin’ny filoham-pirenena sy ireo governora
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT