• Talata 06 Desambra 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo “Fa tiana omena ny tsy miankina ve ny Jirama e ?”

Manana anjara 20% amin’io menaka mavesatr’I Tsimiroro io ny fanjakana Malagasy, hoy ny antoko politika Otrikafo, ka inona no sakana tsy hampiasana azy hamahana ny olan’ny JIRAMA?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Politique.Tototry ny fako Antananarivo Tsy mahay mitantana ny TGV MAPAR

Misavovona ny fako eran’Antananarivo saika manerana ireo boriborintany enina. Ny fako miha mitombo kanefa ny fitaovana sy ny hoenti-manana voalaza fa mihena. Tokony efa hiakatra 30 ny kamiao miasa, ary ezahina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Politique.Paul Rabary “Tsy azo itarina ny fotoana politika fa 5 taona ihany”

Ny fotoana politika na “temps politique” dia voafetra anaty 5 taona fa ny fotoanan’ny asa dia mihoatra ny 5 taona, hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Politique.Doris Rakoto Samuel “Hipoaka io aorian’ny fety, hoy i Malama”

Somary kivikivy aho, hoy ny vadin’I Mahery Lanto Manandafy na Malama, Doris Rakoto Samuel. Niteny ahy i Mahery, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Politique.Naivo Raholdina “Miaro ny zanak’Antananarivo aho”

Voatonontonona foana ny anarako tao ho ao, hoy ny depiote Naivo Raholdina, noho ny resaka hoe miaro TGV sy ny maro. Tsy afenina aminareo, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Politique.Antoko politika Natiora “Te hanao mirakla ny fitondrana”

Hita ho te hanao asa mafy sy te hanao mirakla ny fitondrana ankehitriny, hoy ny antoko politika Natiora. Maro ny nampanantenaina sy napetraka, hoy ny filohan’izy ireo, Mihari-Ni-Rencho.

Hamaky ny tohiny
FTT