• Talata 13 Desambra 2022
Politique.Marc Ravalomanana “Tonga ny fotoana hijoroana hanavotana ny firenena”

Raha tany Toliara no nanamarihan’ny Filohan’ny Repoblika teo aloha Marc Ravalomanana ny tsingerin-taonany tamin’ny taon-dasa, dia tao Fianarantsoa kosa no nanamarihany izany ny andron’ny omaly 12 desambra 2022. Feno 73 taona omaly i Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Antenimierampirenena Tsy nasian’ny depiote sira ny olon’ny Minisitry ny serasera

Tsy noraharahian’ny solombavambahoaka ireo solontenan’ny Minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera tahaka ny Sekretera Jeneraly, Tale Jeneraly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Antenimierandoholona Nahemotra ny fihaonana amin’ny governemanta

Nahemotra amin’ny daty tsy mbola voafaritra ny fihaonana eo amin’ny loholona sy ny governemanta tokony ho natao ny andron’ny omaly alatsinainy 12 desambra 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Fitsipaham-pitokisana Mbola mandeha ny ketrika hanohizana azy

Hiroso amin’ny fametrahana fitoriana eny amin’ny HCC ny depiote, raha toa ka mbola misy ny fiziriziriana amin’ny fitsipahana sy fanakantsakanana ny fitsipaham-pitokisana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Fandraisana anjara amin’ny fifidianana Nampahafantarina omaly ilay tetikasa « Andao hifidy »

Mbola ambany ny tahan’ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena feno taona amin’ny fifidianana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Filoha, governemanta, depiote IRD Lasa kiboribory vetaveta ny fitantanana firenena

Nisy omaly ny fanambarana ara-politika fohy nataon’ny filohan'ny Antenimierampirenenena, Razanamahasoa Christine, manoloana ny ambarany fa fisiana toe-draharaham-pirenena mampisavorovoro ny sain’ny vahoaka

Hamaky ny tohiny
FTT