• Talata 28 Martsa 2023
Politique.Fanjakana tia tena Ny fanambakana vahoaka no lehibe indrindra…

Simba ny lalam-pirenena manerana ny nosy, fa dia ny lalana hitamaso sy an-tanan-dehibe ihany no mody tapitapenana atao vahaolana “tip top”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Politique.Tsy fahita tao anatin’ny 60 taona Nisy namoaka ny antso an-telefaonin’ny Filoha

Mitohy hatrany ny fivoahana tsiambaratelom-panjakana samihafa, ary efa ny Filoham-pirenena mihitsy ankehitriny no lasibatra. Nisy nanaparitaka indray mantsy ny horonam-peo izay heverina fa tafiditra ao anatin’ny tsiambaratelo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Politique.Depiote Mamangy Norbert Notebahan’i Jaovato ho mpamadika

Nanaitra ny mpanara-baovao tany SAVA ny teny mahery sady nahitsy nataon'ilay mpandraharaha, depioten’Antalaha teo aloha, sady mpitarika ny “SOS Vanille”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Politique.Raharaha Lola Rasoamaharo Mampiahiahy, hoy ny mpanao gazety maromaro

Noho ny raharaha Lola Rasoamaharo Tale Jeneralin’ny La Gazette de La Grande Ile, izay nosamborina sy naiditra am-ponja ny faran’ny herinandro teo, nijoro ny Federasiona hiraisan'ny Fikambanan'ny mpanao gazety eto

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Martsa 2023
Politique.Mpanohitra miatrika fifidianana Sarotra ilay fametrahana kandida tokana

Saika nahatonga solontena tetsy amin’ny Le Hintsy Ambohimanambola avokoa ny alakamisy lasa teo ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Martsa 2023
Politique.Hary Razafindrazaka « Mitsangana manohitra amin’ny hevitra fa tsy herisetra »

Mampalahelo ny hoe ny fanaovana T shirt Andry Rajoelina no hoe nidarohana ilay mpamily Bajaja, hoy ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT