- Zoma 23 Jona 2023
Politique.ONG Tolontsoa «Miomàna ianareo mpanao politika haka fahefana»
Miomàna ianareo mpanao politika haka fahefana amin’ny alalan’ny fifidianana fa aza miheritreritra haka fahefana ivelan’izany,
Hamaky ny tohinyMiomàna ianareo mpanao politika haka fahefana amin’ny alalan’ny fifidianana fa aza miheritreritra haka fahefana ivelan’izany,
Hamaky ny tohinyHotanterahina etsy amin’ny Novotel Ivandry anio 22 jona 2023 ny fampihaonana faharoa tarihin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI an’ireo Antoko sy mpanao politika samihafa.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny distrikan’Ihosy, renivohitry ny faritra Ihorombe, nanohy ny diany nihazo ny faritra Anosy ny delegesiona notarihin’ny filoha nasionalin’ny antoko politika Malagasy Miara-Miainga na MMM, Hajo Andrianainarivelo.
Hamaky ny tohinyMisamboaravoara tanteraka ny Fitondrana Rajoelina amin'izao fotoana izao. Nisy ny resaka re avy any anaty etamazaoro politikan'ny Fitondrana nilaza fa voaantso maika nankany Frantsa ny Filoha Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMisy ny karazana fanambarana avy ao anatin’ny Foloalindahy mangataka fanazavana haingana amin'ny HCC, ary manao fanambarana amin'ny Malagasy,
Hamaky ny tohinyKaominina 1 315 amin’ny 1 695 manerana ny Nosy no efa nahazo ny fanampiana na « subvention » 30 tapitrisa Ar avy ho an’ny taona 2023, raha ny tatitry ny Minisitry ny Atitany Atoa Tokely Justin.
Hamaky ny tohiny