- Alatsinainy 31 Jolay 2023
Politique.Mpikaroka momba ny mponina_Faritra SADC
Fifidianana ihany, mamotika firenena ny tetezamita”
Hamaky ny tohinyFifidianana ihany, mamotika firenena ny tetezamita”
Hamaky ny tohinyMasoivoho miisa 4 amin’ny 19 sisa no manana masoivoho. Tsy hahavita mandefa masoivoho any ivelany intsony na nisy aza ny fampanantenana tamin’ny fametrahana an’I Yvette Sylla ny 20 febroary 2023,
Hamaky ny tohinyNitohy tetsy amin’ny ANS Ampefiloha omaly alahady ny fanamarihana ny faha 5 taonan’ny fikambanana IRIS, izay tarihin’ny filohany Aurelia Mailhol.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny niforonan’ny fikambanana Generation citizen Madagascar na GCM ny taona 2015 no teraka ny
Hamaky ny tohinyNa ahoana na ahoana ambara, na inona na inona resahana dia tsy maintsy ho avy eo ihany ny fifidianana filohan'ny repoblika.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny Antoko TIM tamin’ny alalan’ny Sekrtera Jeneraliny Atoa Rina Randriamasinoro omaly, fa mitaky ny hisian’ny fifidianana madio sy fanajana ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohiny