• Talata 25 Jolay 2023
Politique.Moto” ho an’ny ben’ny tanàna Tsy mahazo izay tsy miloko politika « orange » ?

Mitohy ny fizarana « moto » ataon’ny Fanjakana Rajoelina. Ireo ben’ny tanàna ao amin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Politique.Fifidianana 2023 Maro ny zavatra tsy ampoizina mety hitranga

Manana iray volana sy tapany katroka sisa i Andry Rajoelina hitantanana ny firenena, raha toa ka mbola ho kandida Filoham-pirenena amin’ny fifidianana manaraka eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Politique.Marc Ravalomanana “Tena hanao aho, vonona ny mpiara-miombon’antoka”

Nihaona tamin’ireo mpanohana azy mila ravinahitra any Paris ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy 22 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Politique.Fa misy inona indray ? Natao tsara ambina ny kianjan’ny Demokrasia

Lasa sary fahita etsy Ambohijatovo ny fanaovana andrimaso ny Kianjan’ny demokrasia rehefa faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Politique.Manampahaizana sy mpampianatry ny oniversite

Hitombo ny mahantra raha mbola hisy krizy indray eto”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Politique.Raharaham-pirenena sy fifidianana Feno ny fambara haharendrika an-dRajoelina

Feno ny fambara, tombanana hitovitovy amin’ny nahazo an’Atoa Hery Rajaonarimampianina tamin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT