• Talata 29 Aogositra 2023
Fikambanana VTM. “Aoka izay ny famerenana fitondrana kitoatoa!”

Niezaka nitety distrika miisa 68 ny Vondron’ny tanora malagasy na VTM, hoy ny fanambarana nataon’izy ireo tetsy Anosizato omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Ekipan’ny kandida Mishah. “Lasa resaka “dessin animé” ilay izy”

Ny taona 2014 dia nisy ny “feuille de route” na ravin-dalana niaraka tamin’ny lalàm-panorenana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Politika sy fifidianana. Mifanamontsana ny samy Ratsiraka…

Samy mandeha samy mitady! Io no mahafintina ny zava-misy eo amin’ny fijery politika ao anatin’ny Fianankaviana Ratsiraka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Fifehezan’ny fitondrana fanehoan-kevitra. Ambony noho ny fiarovana aim-bahoaka

Niharihary ny zoma 25 aogositra 2023 nanoloana ny fifanosehana ka nahafatesan’olona am-polony maro sy naharatrana malagasy efa ho an-jatony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Politique.FISEMARE sy ny fifidianana filoha Manohana vina fa tsy manohana olona

Nahavelom-bolo, hoy ny FISEMARE na Firaisamben’ny sendika malagasy revolisionera, ny firaisankinanay sendika tamin’ny alalan’ny FSMM ny zoma teo teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Naivo Raholdina. “Raha iray no miala, zato no miditra!”

Ho lany indray ny filoha Andry Rajoelina dia ho avy daholo indray ireo mpijapy masinina ireo, hoy ny depiote Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
FTT