• Alakamisy 07 Septambra 2023
Hiala afaka 48 ora ny Filoha. Iza no tena hitantana ny firenena ?

Afaka 48 ora izany ity filoha am-perin’asa ity no hametra-pialana tsy ho Filoham-pirenena intsony I Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Antoko Ny Fireneko. Tsy nandrotsaka ary tsy hanohana kandida

Ny antoko politika Ny Fireneko dia namoaka fanambarana omaly fa tsy nandrotsaka olona ho fidiana amin'ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Lalaina Ratsirahonana. “Tokony hirosoana aloha ny fampihavanana”

Mino izahay, hoy ny antoko politika Fihavanantsika, fa andeha soamantsara anaty fahamarinana sy mangarahara tanteraka ny fifidianana ,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Eliace Ralaiarimanana. “Hoesoriko eo ambany vahohon’ireo satanika sy mafia i Madagasikara”

Hafa dia hafa ny fidiran’ny kandida ho filoham-pirenena avy amin’ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Hery Rajaonarimampianina. Nanamafy ny ahiahiny na kandida aza

Araka ny efa nampoizina, tonga nanatitra ny taratasy firotsahan-kofidiany ho Filoham-pirenena ny Filoha teo aloha Atoa Hery Rajaonarimampianina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Paul Rabary. “Dingana miainga tsy hijanona intsony io fifidianana io”

Akaiky ny fifidianana dia tsy mifampitsitsy ny kandida samy kandida, mpanohitra sy mpitondra,

Hamaky ny tohiny
FTT