• Zoma 31 Mey 2024
Nifidy ny vahoaka, niteny ny vahoaka. Nosazian’Antananarivo Rajoelina sy ny ekipany

Tsy tahaka ny tamin’ny 5 taona lasa , fa sempotsempotra vao nahazo vato hahatafidirana eny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2024
TSIROANOMANDIDY. Tantsaha mpamokatra 269 nahazo fanampiana

Tena velon-taraina fatratra ny ankamaroan’ireo tantsaha eto amintsika amin’izao noho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2024
Pr Joseph. « Aoka hampanjakaina ny fihavanana sy ny firaisankina »

Tsy mety mangina ny Pr Joseph manoloana ny toe-draharaha misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2024
Kolonely Ramboasalama Émilien. « Tsy nilamina ny fifidianana, hiady hatramin’ny farany izahay »

Tsy afapo amin’ny fifidianana solombavambahoaka notanterahana ny alarobia 29 mey lasa teo ny Kolonely Ramboasalama Émilien.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Voka-pifidianana vonjimaika. Minisitra 2 teo aloha ratsy toerana…

Ratsy toerana ny kandidam-panjakana ao Faratsiho raha ny ampaham-bokatra vonjimaika avy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Boriborintany faha-4. Hifampitady i Rossy sy Désiré TMH…

Voasambotry ny ekipanay teny Anosibe, boriborintany faha 4, ireo olon'i Fidy TMH.

Hamaky ny tohiny
FTT