• Zoma 14 Jona 2024
FLN sy Otrikafo. Nandray anjara tamin’ny fifidianana mba hanaporofoana ny fisian’ny hosoka

Nandray anjara tamin’ny fifidianana solombavambahoaka tany Toliara II ny antoko politika Otrikafo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
Faharesen’i Lalatiana R. ao Faratsiho. Raikitra ny fanenjehana olona sy tompon’andraikitra samihafa…

Taorian’ny vokatra vonjimaika maneho ny fandresen’ny kandida Ramilison Nomenjanahary na Mily

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2024
Olon’ny CENI ao Faratsiho henjehina. Sady mampiditra no mamoaka ny CENI Foibe…

Nitondra ny fijeriny manoloana ny raharaham-pifidianana any Faratsiho izay misy fanenjehana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
Front de libération national. «Tsy hifanalavitra amin’ny «azo raisina fa tsy mitombina» io!»

Matoa ny olona nisoratra anarana tanaty lisi-pifidianana, hoy ny antoko politika FLN na Front de libération national,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
Jean Nirina Rafanomezantsoa. «Tokony hangina ny mpomba ny filoham-pirenena rehetra hatreto!»

Isak’izay mihetsika izao dia mifampiapanga lava isika malagasy hoe mpangalatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
Mafampana ny raharaham-pifidianana. An’arivony ny fitoriana eny amin’ny HCC

Ny ampitson’ny famoahana vokatra vonjimaikan’ny fifidianana solombavambahoaka nataon’ny CENI omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT