• Zoma 12 Jolay 2024
Voapasoka ny daomy tao Tsimbazaza. Lany PAN lany 100% i Tokely, mety haverina minisitra i Michelle…

Ny Minisitra teo aloha Tokely Justin, depiote voafidy tany amin’ny distrikan’i Sambava

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2024
Antenimieramierampirenena. Minisitra teo aloha avokoa ny PAN sy VPAN 5

Ankoatra ny Filohan’ny Antenimierampirenena izay voafidy omaly, dia efa voafidy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2024
Antoko politika Fiombonana. «Anatra ho antsika vahoaka amin’ny fifidianana hoavy ireny!»

Matoa taraiky toy io ny fametrahana izay ho filohan’ny antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2024
Antso vahoaka masi-mandidy. «Tsy tokony hitavozavoza ao amin’io antenimierampirenena io ny mpanohitra»

Masi-mandidy nandritry ny fifidianana ny vahoaka satria izy ireo no nifidy sy nametraka ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2024
Malagasy miara-miainga. Misokatra amin’ny famondronana hery

Handray anjara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2024
Niala ny Governemanta. Ambony ny tsindry hamerenana an’i Ntsay

Nametra-pialana omaly hariva ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian,

Hamaky ny tohiny
FTT