• Talata 16 Jolay 2024
Nidoboka am-ponja Rasambozafy C. sy ny namany 7. « Havotsory ny olobenay, hirefotra io raha tsy mandinika ny Fanjakana »

Mbola mafampana ny toe-draharaha any Vangaindrano nitakian’ny vahoaka ny fanafahana ny depioteny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Fitsinjaram-pahefana, . fampandrosoana isam-paritra Nijanona ho resaka ambony latabatra fotsiny hatreto

Tsy tokony atao mahagaga raha mihisatra ny fampandrosoana an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Alain Andriamiseza. «Aleo isika mandeha mankany amina lalàmpanorenana vaovao!»

Very fanahy mbola velona mihitsy aho, raha mikasika ny mpanohitra, hoy ny filohan’ny antoko politika MCDM, Alain Andriamiseza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Mihamafy ny krizy. Sempotry ny olana ara-bola goavana ny Fanjakana…

Ny 10 jolay lasa teo no nankatoavin’ny Filoham-pirenena ny fametraham-pialan’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Patrick Raharimanana. Ampangaina ho manohintohina ny filaminana anatiny

Amin’ity talata 16 jolay manomboka amin’ny 8 ora maraina ao amin’ny « salle 2 »,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
ASSANATI FAMO GIDRAKA. « Mila olona mafy ara-politika ny governemanta »

Mitodika any amin’ny fanendrena ireo mpikambana vaovao ao anatin’ny governemanta avokoa

Hamaky ny tohiny
FTT