• Talata 27 Aogositra 2024
Miralenta sy manam-pahaizana anaty governemanta. «Tsy afaka manome tsiny ny mpanao politika intsony isika!»

Tena nanamarika ny governemanta vaovao ny fisian’ny tena miralenta voalohany ho an’ny governemanta teto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2024
Antoko politika Fiombonana. «Fahefa-mividy mihitsy izao no olan’ny vahoaka malagasy!»

Hita amin’ny firafitry ny governemanta ny miralenta, hoy ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2024
Dr Graziella Masindrazana. Gaga amin’ireo miarahaba manokana an’izay lasa minisitra

Misy zavatra tsy azoko kely, hoy ny mpampianatra mpikaroka, ny Dr Graziella Masindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2024
Firenena miha potika andro aman’alina. Na ireo olon’ny 2009 aza miaiky fa tsy izy intsony izao !

Miodinkodina ny politika eto Madagasikara, ka ny namana anio mety tsy ho namana rahampitso,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2024
TIM Boriborintany faha-6. Voafantina ireo kandida ho mpanolontsaina monisipaly

Nanata nteraka fivoriambe ny mpitarika foko TIM ao anatin’ny Boriborintany faha-6 ny sabotsy 24 aogositra lsa teo teny Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2024
Fitondrana Rajoelina. Mitohy ny fivadibadihana firesaka sy famitaham-bahoaka !

Teraka ihany ambatobevohoka, nitsangana ny governemanta amin’ny endriny hafa indray taorian’ny

Hamaky ny tohiny
FTT