• Alakamisy 12 Desambra 2024
Lalaina Rakotomavo. «Aoka ho ny tena safidim-bahoaka no hiseho!»

Amin’ny maha olompirenena, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna ao Ampitatafika, Lalaina Rakotomavo, dia tsy maintsy mifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Fifidianana tao Alasora. Nihantrana niambina ny vato ny ekipan’i Jimmy

Anisan’ny toerana tena nafampana tamin’ny figafiana sy filam-banona nataon’ny mpifaninana Kandida Ben’ny tanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
Tosika kandidam-panjakanan-dRajoelina. Manenjika mpanohitra, manjono vahoaka, mamotsy ny mainty !

Nilaza fa hanampy sy hifanakaiky amin’ireo ben’ny tanàna rehetra izay ho voafidy I Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
Fifidianana ben’ny tanàna. Manga araka ny filazan’ny CENI tokoa ve ny lanitra ?

Fifidianana tsara omana andraisan’ny rehetra anjara no filamatra amin’ity zotram-pifidianana, hoy ny Filohan’ny CENI

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
Fiainam-pirenena sy fifidianana. Zava-doza ny fahakiviana, mandehana mifidy !

Fotoana isantsainana na « silence électorale » ny anio 10 desambra 2024,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
Raharaham-pirenena sy fifidianana. Ampy izay ny fanabadoana sy fanambakana !

Nifamahofaho tanteraka ny resaka nandritra ny faradoboky ny kandidam-panjakana eto Antananarivo ny alahady

Hamaky ny tohiny
FTT