- Zoma 13 Desambra 2024
Antoko politika Maeva. «Manainga ireo kandida sy olona nifidy rehetra mba tena hiaro ny safidiny»
Efa niteny sy nanazava mikasika ny mety ho tsy fahatomombanan’ny fifidianana amin’ny ankapobeny eto amin’ny
Hamaky ny tohinyEfa niteny sy nanazava mikasika ny mety ho tsy fahatomombanan’ny fifidianana amin’ny ankapobeny eto amin’ny
Hamaky ny tohiny24 ora taorian’ny fikatonan’ny birao fandatsaham-bato sy ny fanisam-bato, mbola tsy namoaka fironan’ny voka-pîfidianana ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nisy fifidianana feno hosoka tahaka iny, ary haiko tsara ny paikadin’ireo volomboasary
Hamaky ny tohinyBetsaka ny olana, betsaka ny vaovao mandeha izay ofisialy tsara mihitsy, nisy tokoa ny tena manahirana,
Hamaky ny tohinyTalohan’ny fifidianana no efa nisy kandida teto Antananarivo nilaza fa efa misy bileta voamarika sahady,
Hamaky ny tohinyNiharihary ny tranga mampiahiahy mikasika ny fifidianana notanterahana omaly 11 desambra 2024.
Hamaky ny tohiny