- Alakamisy 17 Novambra 2016
Politique.Didier Ratsiraka Andrasana any Toliara
Taorian’i Fianarantsoa dia i Toliara no tanàna faha-5 hampiantrano ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny antoko Arema.
Hamaky ny tohinyTaorian’i Fianarantsoa dia i Toliara no tanàna faha-5 hampiantrano ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny antoko Arema.
Hamaky ny tohinyFrankôfônia ? Raikitra io ary filoham-pirenena maherin’ny telopolo izao no efa nanamafy fa ho avy eto Madagasikara, hamonjy ny Fihaonana an-tampony faha-16 hotanterahina ny 22 ka hatramin’ny 27 novambra 2016.
Hamaky ny tohinyMiha mazava ny zava-drehetra ankehitriny. Voasokajy ao anatin’ny faritra mena amin’ny resaka fandriampahalemana sy ny ahiahy mety hisiana asa fampihorohoroana ny eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyEfa tsy any amin’ny tsy fankasitrahanay ny anaovana ny frankofonia eto intsony no hipetrahan’ny olana amin’izao fotoana izao, hoy ny filohan’ny antoko otrikafo,
Hamaky ny tohinyToy ny fanagadrana ny Malagasy ny fanatanterahana io frankofonia io eto amintsika, hoy ny profesora James Ratsima filohan’ny fikambanana “Asandratro ny fireneko”.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany indray ny pastera Edoaurd Tsarahame mpikambana eo anivon’ny Rodobe Malagasy Tia tanindrazana ho an’ny fanovana ifotony omaly manoloana ny fandraisana ny frankofonia hotanterahina eto amintsika ny herinandro ho avy io.
Hamaky ny tohiny