• Zoma 18 Novambra 2016
Politique.Governemanta Mahafaly Olivier Tsy ampy ny fanazavany momba ny Frankofônia

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra manodidina ny Frankofônia. Ny fandraisana ny Frankofônia na kaonferansa iraisam-pirenena dia tsy ratsy akory ary tena mety hitondra soa ho an'ny firenena mihitsy aza, hoy ny Sekretera jeneralin’ny antoko Teza, Ihanta Randriamandranto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2016
Politique.Lehiben’ny Faritra Ihorombe Takian’ireo ben’ny tanàna ny fanalàna azy

Noho ny filazan-dry zareo fa tsy mahay ny asany ny lehiben’ny Faritra ao aminy fa variana mangoron-karena amin’ny fitrandrahana safira any Ilakaka fotsiny, ary noho izy tsy mahay mifandray loatra amin’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2016
Politique.Noho ny Frankôfônia Nahantona ny fifidianana eny anivon’ny Federasiona spaoro

Namoaka tenimita ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny 14 novambra 2016, mampihantona ireo fifidianana fanavaozam-pitantanana eny anivon’ireo federasiona spaoro sy hetsika ara-panatanjahantena rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2016
Politique.Alain Ramaroson Hanao krismasy ao Antanimora ?

Telo volana any am-ponja izao i Alain Ramaroson. Fanaovana hosoka sy fampiasana hosoka amin’ny taratasim-pandovana no nitorian’ny fianakaviany azy ka namoahan’ny Fampanoavana didy savaranonando fitazonana am-ponja vonjimaika nanomboka tamin’ny 3 aogositra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2016
Politique.Antenimierandoholona Nisintaka teny Ankorondrano

Nanatanteraka atrikasa niaraka tamin’ireo loholona teny amin’ny Ibis Akorondrano, momba ny kaonty, ny fitsarana Malagasy omaly alarobia 16 novambra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2016
Politique.Fivorian’ny Frankôfônia Miaramila 7000 no ahetsika

Efa hitovy amin’ireny tany miady ireny ny eto Antananarivo mandritra ny herinandro hisian’ny fivorian’ny OIF.

Hamaky ny tohiny
FTT