Politique

Fandraisana ny Frankofonia Toy ny fanagadrana ny Malagasy, hoy i James Ratsima


  • Alarobia 16 Novambra 2016

Toy ny fanagadrana ny Malagasy ny fanatanterahana io frankofonia io eto amintsika, hoy ny profesora James Ratsima filohan’ny fikambanana “Asandratro ny fireneko”.

  Ny vahoaka efa noana nefa tsy avela hiasa mandritra ny herinandro indray. Notsindriany manokana tamin’izany ny tsy fahafahan’ny posiposy, ny bisikileta ary ny môtô scooter mivezivezy izay tena  foto-piveloman’ny madinika rehetra. Toy ny maniraka ny madinika handroba izany, hoy izy ary handefasana mpitandro ny filaminana avy eo mba  hameno ny fonja. Tsy mino ny hahatanterahan’ny frankofonia eto amintsika amin’io herinandro ho avy io izy. Mikasika ny fanandratana ny teny Frantsay manokana dia nomarihiny fa i Afrika Atsimo sisa no mankasitraka izany fa ny ankoatra izay dia efa nanome lamosina ny Frantsay avokoa.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT