Politique

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP


  • Zoma 26 Mey 2017

Vory lanona tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroan’ireo hery politika eto amin’ny firenena taorian’ny antso avo nataon-dry zareo avy anivon’ilay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

ny amin’ny tsy tokony hanekena intsony ny hitantanan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny antoko HVM samirery ny firenena. Nampahafantarina omaly ary fa hery ho an’ny fiovana (Forces de changement) hametraka izay fiaraha-mitantana vaovao izay no hanantenana ireo hery politika tonga. Tsy manam-potoana loatra intsony isika, hoy ny filohan’ny DFP, afa-tsy tapa-bolana eo satria maika ny raharaha. Ny famerenana ny tany tan-dalana sy fitantanana mahomby ao anatin’ny fanajana ny zon’olombelona, ny mikasika ny fifidianana sy izay manodidina izany, ny fanavaozana ny lalam-panorenana ary ny fametrahana ny fampihavanana tena izy moa no teboka lehibe niompanan’ny dinika izay natao.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT