Politique

« Force de changement » Miantso ny Emmoreg hiaro azy


  • Zoma 11 Aogositra 2017

Isan’ireo nasainay hanotrona ity ady hevitra mikasika ny zo sy fahalalahana haneho hevitra atao manomboka androany eto amin’ny Panorama Andrainarivo ity, hoy ny filohan’ny dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo,

omaly, ireo tompon’andraikim-panjakana, toa an’ny minisitry ny atitany sy ny eo anivon’ny prefektioran’Antananarivo. Tsy tonga teny an-toerana moa ny solontena roa tonta ary dia nilaza ity filoha ity fa tsy hahasakana azy ireo hampiseho amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany, fa zon’izy ireo ny maneho hevitra. Anjaran’ny mpitandro filaminana no miaro ny famoriam-bahoaka ho ataonay, toy izay nitranga tamin’ny taona 1991, hoy ny tenany, satria ny fangatahana alalana izay hatao dia mifanaraka amin’ny voarakitry ny lalàna ao amin’ny Ordonance 060-82. Tsy hisy hanakorontana eo fa ny zava-misy hatramin’izay dia ny mpitondra ihany no nanakorontana rehefa misy hetsika, hoy hatrany ny fanazavany.


J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT